Sakaizan'i Kristy
Nissi Praise Ministry

LAHA-TSORATRA HAFA

Hahamora ny hanokafanao azy, dia nataonay lisitra eto ambany ireo lesona ato anatin'ity onglet ity. Tsindrinao ny lohanteny dia tafiditra ianao:

Nahoana no mitory ?

Mihaino an’Andriamanitra

Fizahan-toetra

Ny mampanjana-bola

Andro farany

Fahamasinana

Manompo amin’ny fahadiovana

Sambatra izay …


Ato no ahitanao ireo fampianarana hafa izay ilaina amin'ny fitomboan'ny fahalalana tsara an'Andriamanitra. Mitaiza antsika hanam-pinoana sy hiorina mafy araka izay niantsoan'ny Tompo antsika.

Ato koa no valiana ireo fanontaniana maro samy hafa izany mety tsy voavalinao mikasika ny foton-kevitry ny baiboly ary ny fahamarinan'ny tenin'Andriamanitra.

Raha misy ny tianao hampaherezana anao na manana olana na antom-bavaka tianao ho entina am-bavaka dia aza misalasala manoratra aty aminay amion'ny adresse: 1nissipraise@gmail.com

Ireo lesona izay hitanao ao anaty onglet dia ireo lesona faramparany (vaovao) izay nivoaka.


Noho ny famaroan'ireo lahatsoratra dia tianay ny manome ireo lisitry ny lesona izay efa nandalo teto ka tsy ato intsony. Azonao atao kosa anefa ny misintona izany amin'ny alalan'ito lisitra ambany ito. (version word)

Ady mandritra ny alina

Andraikitra ho an’ny tanora

Ny baiboly sy ny fianarana azy



Ny laha-tsoratra rehetera hitanao ato dia fampaherezana alaina avy a o amin'ny baiboly. Mikendry hatrany izahay ny hampiorina anao bebe kokoa amin'ny fahamarinana avy amin'ny baiboly. Natao indrindra ny laha-tsoratra rehetra tsy hikendry antokom-pivavahana na hoe antokon'olona fa isika rehetra dia samy tian'Andriamanitra avokoa. 

Noho izany dia tsy anavahana mpanompon'Andriamanitra ny fampidirana torinteny ato anatiny. Misy avy amin'ny fiangonana maro samy hafa izay mino an'i Jesosy Kristy mametraka laha-tsoratra ato.

Ho anao koa izay te handefa torin-teny ato dia  azonao atao ny manoratra aty aminay na mandefa ny torinteninao ianao ka alefanao aty amin'ny adresse izay voasoratra ery ambony ary izahay kosa no mampiditra azy ato anaty trano-kala.

Mirary fiaraha-mientana ho amin'ny fampandrosoana ny asan'Andriamanitra izahay.

Nissi Praise
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement