Sakaizan'i Kristy
Nissi Praise Ministry

FIDERANA SY FIANKOHOFANA

Ity pejy ity dia natokana hiresahana sy hampianarana mikasika ny fiderana sy ny fiankohofana. Hianarantsika ato ny tantarany hatrany am-boalohany, ny toeran'ny fiderana sy ny fiankohofana eo amin'ny fiainana an-davanandro, ny toerany eo anatrehan'Andriamanitra, sy izay rehetra mikasika azy.


Mety tsy ho vita ao anatin'ny fotoana fohy ny manoratra azy ireo, kanefa dia ezahana mba ho tafita eo am-pelantanan'ny tsirairay mba hanampiana anstika hanana fiainam-pideràna.

Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-Page.fr. Vous souhaitez aussi avoir votre propre site web ?
Inscription gratuite