BAIBOLY Malagasy
Afaka ny hamaky ny baiboly iray manontolo ianao ato amin'ity pejy ity.-Mora vakiana izy io, ary natao ho mora tadiavina ny toko sy ny andininy amin'ny alalan'ireo laharana-toko eo ambanin'ny lohatenin'ny boky tsirairay.
Natao izao mba hahamora sy hazotoantsika ny soratra masina any amin'ny toerana rehetra izay misy internet ka tsy voatery mitondra baiboly ianao: any amin'ny birao fiasana, eny amin'ny cyber café, amin'ny alalan'ny finday sns...
Mazotoa ary mitrandraka izay rehetra ao anatiny, fa toy ny vata iray izay misy harena miafina izy io ka mila manokana fotoana hamakiana azy.
Ny fanirianay dia ny hahavitànao ny hamaky ny baiboly iray manontolo.
Misy version word azonao alaina, raha tiana ny haka izany dia Tsindrio eto
Fiadanana anie ho aminao.