Sakaizan'i Kristy
Nissi Praise Ministry

Folo Minitran'ny Finoana


10 Minitran’ny Finoana :

 

Fichier MP3 misy torinteny maharitra 10 minitra monja eo ho eo natao ho  henoina isanandro. Natao mba ho antsika izay tsy dia manam-potoana firy kanefa mila torinteny izy ity. Natao ihany koa ho mora alaina satria dia manindry ny lisitra misy nylohanteny dia efa afaka mi-télé harge azy ianao.

Mahazoa faherezana hampitombo ny finoanao

 01-    Ny finoana

02-    Fitsaharana

03-    Ho mpankatoa

04-    Izaho no voaloboka

05-    Salama sy ambinina

06-    Mitady Azy nohon'ny fitahiana (Jao6:25)

07-     Tsy fohy ny tanany (Isa 59:1)

08-    Fitahiana sy ozona 1(Deo 28:1)

09-    Mandehana araka ny fanahy (Gal 5:16)

10-    Miareta-tory sy mivavaha (Mark 16-37)

11-    Ny tempoly trano fivavahana (Mat 21: 12)

12-    Fa antomotra ny faran'ny zavatra rehetra (1Pet 4:7)

13-    Mangataha ho an'ny olona rehetra (1Tim 2:1)

14-    Katsaho izay hiadanan'ny tanàna (Jer 29: 7)

15-    Vaha-olalna vonona (Gen 1: 29)

16-    Izay mino Ahy ny asa ataoko Jao 14: 12

17-    Raha miray Amiko dia angataho Jao 15: 7

18-    Midira ao amin'ny efitrano nao Mat 6: 5

19-    Mangataka ianareo nefa tsy mahazo Jakob 4: 1-3

20-    Raha misy roa mifanaiky Mat 18-19

21-    Tsy misy fakam-panahy mihoatra 1Kor 10-11

22-    Aza avela ho tononina eo aminareo Efes 5-3

23-    Iza no hiampanga ny olo-boafidin'Atra Rom 8-33

24-    Na zovy na zovy manaiky Ahy (Lio12;8)

25-    Ny maso no jiron'ny tena (Mat6;22)

26-    Aza mihary harena(Mat6;19)

 

Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement