Hifandray aminay
Miarahaba anao tonga soa, ary faly izahay mandray anao am-pitiavana. Isaorana manokana ianao nifidy ny hiaraka aminay ao anatin'ny fandalinana ny soratra masina.
Hisy fiovàna (fanatsaràna) ny pejintsika, mba hahamora kokoa ny fikarohana ireo lohatenin'ny lesona. Satria misy amin'izy ireo no efa tena maro be ka sarotra ny hikarohana azy. Noho izany dia ezahinay hatao anaty lisitry lohanteny ireo takelaka rehetra mifandraika amin'ilay lohan-teny.
Raha te hifandray aminay ianao, na koa tianao ny hahazo vaovao mikasika ny lesona sy ny lahatsoratra ato; dia azonao atao ny manoratra ny hafatrao sy mametraka ny adresse-mail ahafahanay mandefa izany.
Raha misy ny fanontaniana tianao hapetraka dia azonao atao ihany koa ny manoratra izany ato fa ho valianay amin'ny fotoana mahamety azy izany.